Entry |
fihaonana
(haona)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fifanenana, fifankahitana: Teny an-tsena no nifankahitan' ny olona taloha ka izany no niantsoana ny tsena fahiny hoe fihaonana Fifanenana, fiadiana: Fihaonan-dalana [1.1]
|
Explanations in English | A place of resort, an appointment, a market, so called in a time of mourning. [1.2]
|
| A meeting; a meeting place [1.7]
|
unk:wordtran.: | Jonction [1.8, 13]
|
Explanations in French | Rencontre [1.8]
|
| Intersection [1.13]
|
Examples |
1 | Famangiana ihany no anton' ny fihaonana.
[2.366]
|
2 | ary dia nangataka fihaonana taminay, hono, izy.
[2.643]
|
3 | Maro ny fihaonana tsy nanaovan-draharaha nalehan' ny iraka.
[2.366]
|
4 | Mila hitovy hatrany ny resaka amin' ireny fihaonana kely mahantra ireny.
[2.472]
|
|
Compound words |
|
|