Entry | fihaona (haona) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fomba fifanenana [1.1] | ||
Explanations in French | Manière de se rencontrer [1.3] | ||
Rencontre, jonction [1.5] | |||
Examples | Tsy nampoizin' i Davida ny ho naterak' ilay fihaona tamin' i Laibory sy ny ray aman-dreny avy tany Imady, tany Ambohimanga Atsimo, tamin' ny nahafatesan' ny Printsesy Iovana.
[2.270] | ||
Compound words |
| ||
Anagrams | anafiho, faohany, faohina, fiahona, fianaho, fihaona, hofaina, ifahano, ifohana |
Updated on 2023/08/11 |