Entry fihanihana
Part of speech noun
Examples 
1Ny fihanihana io moa tsy lazaina intsony. [2.4]
2Ain' olona maro no vidin' izany fihanihana nataon-dry zareo izany. [2.472]
Morphology 
Simple : fihanihana, fihanihako, fihanihanao, fihanihany, fihanihantsika, fihanihanay, fihanihanareo, fihanihan', fihanihan-, fihaniham-, fihaniha-
Prefixed : -pihanihana, -pihanihako, -pihanihanao, -pihanihany, -pihanihantsika, -pihanihanay, -pihanihanareo, -pihanihan', -pihanihan-, -pihaniham-, -pihaniha-

Updated on 2020/07/31