Entry fihamboana (hambo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiheverana ny tena ho ambony; filazana ny tena ho manana zavatra na toetra tsy ananana; fisehoana ho hafa noho ny tena toetran' ny tena: Fihamboana fotsiny ny azy milaza ho be diplaoma fa tsy nahita fianarana firy akory izy [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20