Entry fihambahambana (hambahamba (hamba))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisalasalana, tsy fahatapahan-kevitra [1.1]
Explanations in French L'action d’hésiter, l'indécision [1.3]
Examples Ny atao hoe « critique » dia tsy faniniana befahatany fa fanatsarana ny tsara ary fanambarana ny tsy mety, fiderana ny mendrika ary tsy fihambahambana kosa hilaza ny tsiny sy ny kilemany. [2.895]

Updated on 2023/01/09