Entry fifoterana (fotitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiverenana amin' ny tena indray ny nataon' ny tena tamin' ny hafa: Namono an' io bibilava io ianao, nefa tsy nahafaty azy: tandremo ny fifoterany aminao [1.1]
Explanations in French L’action de se mettre dans un sens opposé, de se retourner contre, l’interversion, le renversement, l’inceste [1.3]
Examples Teny miainga avy amin' ny fifoterana amin' ny olom-pady na zavatra tsy tokony hatao mihitsy no heno amin' izany. [1.519]

Anagrams 

Updated on 2023/01/09