Entry | fifohana (foka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Hazo na zavatra hafa nentina nitrohana rongony na paraky Fampidirana na fisintonana setro-javatra dorana eo amin' ny vava: Manimba ny havokavoka ny fifohana sigara Fitrohana, fisintonana, fandritana: Mahagaga ny fifohan' ny hainandro ny rano eran-tany [1.1] | |
Explanations in French | Absorption [1.13] | |
Anagrams | fanafohy, fifohana |
Updated on 2023/01/20 |