Entry | 1 fifidianana |
Root | 2 fidy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fakana izay tiana an-tsitrapo, filantenana, fijobonana, fitsongoana; fandatsaham-bato: Tsy misy fifidianana raha atao an-tery, na mivantana izany na an-kolaka [1.1] |
Explanations in English |
5 the act of choosing 6 an election [1.7] |
Explanations in French |
7 action de choisir 8 élection [1.3, 1.8] |
Examples |
9 Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara. [2.472] 10 Nandalo indroa Atoa Ranaivo Jonah nanontany vaovao izay tsy nisy fa nilamina ny fifidianana. [2.356] |
Vocabulary |
11 Politique |
Titles |
|
Updated on 2023/06/12 |