Entry | fifaninana (inana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina mifaninana, miady izay hahazo voalohany na hahavita tsara [1.1] | |
Explanations in French | La rivalité, l'émulation [1.3] | |
Examples | Ampiroboroboina ny fifaninana amin' ireo izay manolo-tena handray ny orinasa, ny birao misahana ny fanadihadiana, ny banky izay mety handray anjara amin' izany.
[4.27] | |
Updated on 2023/01/09 |