Entry fifanekena (eky)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fifanarahana ataon' olona roa tonta momba ny zavatra iray ka samy manana andraikitra amin' ny fanatanterahana izany ny an-daniny sy ny an-kilany [1.1]

Updated on 2023/01/20