Entry fifampitaizana (taiza)
Part of speech noun
Examples Mety ho saro-tadiavina toy ny aretin-jaza mena vava izany kanefa farafaharatsiny, hatomboka dieny izao satria sao mahazo vahana sy mitady hiorim-paka ary atahorana sanatriavina ho lasa kolotsaina sy fifampitaizana ka holovain-taranaka. [1.368]

Updated on 2023/01/20