Entry | fierona (erona) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Famoahana feo toy ny mingonona arahim-pihetsehana vonon-kandramatra: Vaky nandositra aho nandre ny fieron' ilay alika [1.1] | |
Synonyms | fieronana | |
Anagrams | fierona, fireona |
Updated on 2023/01/20 |