Entry | 1 fieritreretana |
Root | 2 eritreritra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fiasan' ny saina mangina mamakafaka sy mandinika zavatra: Tsy ampy fieritreretana ianao, anaka [1.1] |
Explanations in English |
5 mulling things over; the conscience [1.7] |
Explanations in French |
6 action de réfléchir; la conscience [1.8] 7 réflexion [1.13] |
Examples |
8 Ny fieritreretana no milaza ny fahamarinan'izany. [2.366#] 9 izany ary tsy ilana fieritreretana kely akory izany. [2.528#] |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word fieritreretana |
Article |
13 Randzavola: fieritreretana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2023/09/09 |