Entry fiere > fierena (ery)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiafenana, fisitrihana amin' ny toerana tsy ahitana ny tena; toerana ierena [1.1]
Explanations in French L'action de se cacher, la cachette, ce qui se dérobe à la vue [1.3]
Examples 
1Moa misy olona mahafin-tena ao amin' ny fierena va ka tsy ho hitako? [2.996]
2Ny tanàna dia nofaritana hady manodidina hatramin' ny lava-bato fierena. [1.436]
Proverbs 

Anagrams 

fiere   
mangitrikitrika
faire le fier, se hausser du col; marcher rapidement à petits pas, en faisant la fière (une femme) [1.6]
voandranandrana
A quoi ou a donné la tournure fière, majestueuse [1.3]