Entry fidodododoana (dodododo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Firiotana haingana; fahatongavana maika dia maika, tsy mangataka andro: Misaotra indrindra amin' ny fidodododoanareo mamangy anay amin' izao fahoriana izao [1.1]
Explanations in French L’action de s'empresser, de se hâter, d'accourir, d’avoir recours à, celui auquel on a recours [1.3]
Examples hita mifangaro eto ny mariky ny alahelo lehibe, toy ny fahatankinana, ny fiahiana izay momba ny ara-nofo ary ny fidodododoana eo akaikin' ilay Mpandahatra ambony indrindra. [2.313]

Updated on 2023/01/08