Entry (1/2) | 1 fidina (fidy) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 alaina izay tiana, alaina izay tsara fantenana, jobonina, tsongoina [1.1] |
Explanations in English |
4 to be chosen [1.2, 1.7] 5 to be selected [1.2] |
Explanations in French |
6 qu'on choisit [1.8] |
Examples |
7 I Madagasikara no fidiko amin' ny tany rehetra [1.1] 8 Kanefa misy izay tsy maintsy ho nofidiny aloha [1.38] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 fidina (idina) |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 Fomban' ny zavatra midina, izany hoe mandeha avy ambony ka milatsaka ambany: Ela loatra ny fidin' ny lasantsy [1.1] |
Explanations in French |
16 manière de descendre [1.3] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |