| Entry (1/2) | 1 fidina |
| Root | 2 fidy |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 alaina izay tiana, alaina izay tsara fantenana, jobonina, tsongoina
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to be chosen
[1.2, 1.7] 10 to be selected [1.2] |
| Explanations in French |
11 qu'on choisit
[1.8] |
| Examples |
12 I Madagasikara no fidiko amin' ny tany rehetra
[1.1]
13 Kanefa misy izay tsy maintsy ho nofidiny aloha [1.38#376] |
| Entry (2/2) | 14 fidina |
| Root | 15 idina |
| Part of speech | 16 noun |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
18 Fomban' ny zavatra midina, izany hoe mandeha avy ambony ka milatsaka ambany: Ela loatra ny fidin' ny lasantsy
[1.1] |
| Explanations in French |
19 manière de descendre
[1.3] |
| Anagrams | 20 fadiny, 21 fanidy, fidina, 22 finday |
| Updated on 2026/04/19 |
|