Entry | fidedadedana (dedadeda) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanaovana rehi-be: Fidedadedan' ny afo Fisamboaravoaram-paniriana tsy hay tonana: Fidedadedan' ny fitiavan-tanindrazana ao am-pony [1.1] | |
Explanations in French | L'action de flamber [1.3] | |
Updated on 2023/01/05 |