Entry | 1 fidanika (danika) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Famelezan' ny herin' ny hainandro; fitaninana afo, famindroana akaikin' ny afo: Hiditra aho fa tsy tohako ny fidaniky ny hainandro [1.1] |
Explanations in French |
4 Manière de se chauffer [1.3] |
Morphology |
|
Synonyms | 7 fidanihana |
Updated on 2023/01/20 |