|
|
|
|

Entry1  fibohizana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanosehana ny hafa mba hahazoana toerana bebe kokoa; fampisehoana hery amam-pireharehana; fidongiana zavatr' olona
Root  4  bohy
Synonyms  5  fibohiana

Updated on 2024/12/11