Entry | fibohaka (bohaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fisavovona (fiteny indrindra amin' ny zavatra mihofakofaka sy miefakefaka):
Mahatsikaiky ny fibohaky ny volon' io zazalahy io Fandanilaniana foana, fanobatobana [1.1] | |
Updated on 2023/01/20 |
![]() |