|
|
|
|

Entry1  fibarana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Bezanozano] antsibe
4  [1.1] Karazan' antsy lava taho, mifaingo-doha ny lelany, ampiasaina hikapana herana, zozoro
5  [2.472] karazan' antsy lava taho sahala amin' ny kalaza, saingy ety sy lavalava kokoa ary mifaingo-doha ny lelany
Vocabulary  6  Tools

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/21