Entry fiaran-dalamby
Elementary words fiara ; lalamby
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana fiara entina eton-drano na maotera saingy manana lalana manokana, dia tsoriam-by roa mitovy elanelana hatrany izay atao hoe lalamby; ny fiarandalamby dia antsoina koa amin'ny anarana mahazatra hoe lamasinina [1.1]
Examples 
1Ny fiantontatontan' ny fiarandalamby no toa! [2.470]
2Asa lahy, na halemem-panahiny, na fitiavany hamalifaly ireto tily pariziana mizaha tany, fa toa izay tian-dry zalahy tily no narahiny fa tsy ny famantaranandrony isaky ny miainga eo amin' ny gara ny fiarandalamby. [2.356]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/12