Entry | 1 fiarakodia |
Elementary words | 2 fiara, kodia |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Anarana omena ny fiara misy kodiarana efatra mandeha amin' ny maotera izay ampandehanina kosa amin' ny lasantsy na gazoaly [1.1] |
Explanations in English |
5 a carriage, a chariot, a wagon, a chaise. [1.2] 6 an automobile [1.7] |
Explanations in French |
7 automobile [1.8] |
Examples |
8 Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia. [2.472#] 9 Najanony ny fiarakodia kely 2 CV nitondra ahy. [2.356#] 10 Nisy fiarakodia iray tamy somary nandeha mafy. [2.4#] |
Vocabulary |
11 Transportation |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/11 |