Entry fiaimpiainana
Part of speech noun
Examples 
1Manampy an' ireo koa anefa ireo sombin-dahatsoratra tena mbola vao-vao mitantara na maneho ny fiaimpiainana ankehitriny. [2.285]
2Novolavolaina hahatantaran'ny zaza frantsay teraka taty am-pitan-dranomasina ny fiaimpiainana any Frantsa sy izay andrasan'ny Frantsay aminy. [2.503]
Hyponyms Ny Fiaimpiainana Malagasy (Rabenandrasana Lalao François)

Updated on 2023/06/08