Entry | 1 feo |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Sound |
Explanations in Malagasy | 4 Izay ren' ny sofina avy amin' ny fipararetran' ny zavatra iray entin' ny rivotra ka tonga mipaika ny hozatra madinika kiritika kely ao amin' ny sofina: Samy hafa ny feon' ny vato sy ny an' ny vy velezina 5 (Misy zavatra telo tsara homarihina ny amin' ny feo: ny haavony, ny hamafiny, ary ny fikarantsany) [1.1] |
Explanations in English | 6 the voice, a sound, a report. [Ar. fa'a, blow, breath; and fuh, fih, fah, fum, all = Heb. peh, mouth. Comp. Gr. phemi, phasko, and Lat. fari.] [1.2]7 the voice 8 a sound [1.7] |
Explanations in French | 9 voix, son, ton, bruit, cri: Reko ny feon' olona (J'entends la voix de quelqu'un) ~ Mahafinaritra ny feon' ny organa (Le son de l'orgue est magnifique) ~ Avo loatra ny feon' ity pitsofaoro ity (Le ton de ce diapason est trop élevé) ~ Re lavitra ny feon' ny tafondro (Le bruit du canon se fait entendre de loin) ~ Maharenin-tsofina ny feon' ireto ankizy ireto (Les cris de ces enfants étourdissent) 10 figuré: le prix demandé: Raha mividy zavatra hianao, aza mihaino ny feom-baratra (Quand vous achetez quelque chose, ne faite pas attention au prix qu'on demande) [1.3]11 la voix 12 un son [1.8] |
Examples |
13 hoy ny feo henon-dRivo namaly azy. [2.529#153] 14 Maharenina, hoy ny feo avon' Idada. [2.332#117] 15 henoko feo, Dia feo mahatahotra, feo makadiry! [1.267#] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 34 Proverbs containing the word feo |
Anagrams | 35 efo, feo, foe |
Updated on 2023/04/24 |