|
|
|
|

Entry 1  fenjana
Root  2 fenja
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Gejana, fiazana: Nofenjainy ny tanako ka sosotra aho
9 Tazonina tsy handehandeha, tsy hikofoka, giazana: Fenjao ao am-pahitra ao ireo omby ireo fa be, hono, ny mpangalatra omby [1.1]
Synonyms  10 fenjaina

Updated on 2026/04/22