Entry felatanana mila zara
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olona miseho ho miasa erỳ rehefa misy mahita toy ny ankizy kamo na ny olona mitady sitraka
Tondro mila zara [1.1]
Elementary words felatanana ; mila ; zara

Updated on 2023/08/07