Entry felatana-mangaika ny rantsana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olona tonian-draharaha izay mampitambatra ny maro amin' ny fiaraha-miasa [1.1]
Elementary words felatanana ; mangaika ; rantsana

Updated on 2023/08/07