Entry febroary
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Volana faharoa amin' ny taona araka ny fanisana andro vabiny atao hoe kalandrie; 28 no isan' ny andro amin' ny fevrie tsotra, fa 29 kosa isaky ny efa-taona, izany hoe amin' ny taona miafara amin' ny tarehi-marika azo zaraina / ny roa farany, oh. 1980 [1.1]
Explanations in English February [3.1]
Explanations in French Février [3.1]
Vocabulary 
Synonyms fevrie
Origin English: February.
Tables and plates Measure of Time

Anagrams 

Updated on 2020/07/31