Entry |
fasika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Potipoti-bato faran' izay madinika avy amin' ny tany: Afangaro amin' ny fasika ny simenitra [1.1]
|
Explanations in English | Sand [Mal. pasir.] fasy and
fasina are used in the provinces.
[1.2]
|
| Sand [1.7]
|
Explanations in French | Sable [1.8]
|
Examples |
1 | Be fasika ny tany ka sarotra ihazakazahana.
[2.356]
|
2 | Nesorin'i Mora ny pataloany fa feno fasika.
[2.442]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
fasika
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Be dia be; tsy hita isa, tsy tambo isaina: Fasika izay vahoaka nitsena ny Filohan' ny Nosy izay [1.1]
|
Explanations in English | Fig. innumerable. [Mal. pasir.] fasy and
fasina are used in the provinces.
[1.2]
|
Derivatives |
|