Entry | fasan' ny ntaolo | |
Elementary words | fasana ; ntaolo | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Fasam-pianakaviana malagasy izay toy ny trano misy farafara vato mifanongoa an-daniny roa, ary amin' ny lafiny andrefana inlay ny rangolahy: vato fisaka atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona avy eo anoloana [1.1] | |
Synonyms | fasan-drazana | |
Updated on 2023/06/11 |