|
|
|
|

Entry1  farimaola
Elementary words  2  fary, maola
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Anarana iantsoana ilay fary entina mihazakazaka ka enjehina mba ho azo raha misy hasoavana, toy ny fakam-bolon-jaza na ny fandidiam-poitra [1.1]
Explanations in English  5  Sugar-cane used either in the ceremony of circumcision, or on the first cutting of a child's hair. [1.2]

Updated on 2024/08/13