Entry fari-body
Elementary words fari- (faritra) ; -body (vody)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza rano kely dia kely manarona fotsiny ny fanambanin' ny siny na ny kapoaka na ny vera; izay mahahenika fotsiny ny vodin' ny fasian-drano iray, kely bitika: Rano fari-bodin' ny zinga [1.1]
Explanations in English [vody, the bottom.] Anything at the bottom of a water-pot, etc. [1.2]

Updated on 2023/11/06