Entry (1/2) | 1 fantsika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 Vy lavalava kely marani-doha hanakambanana ny hazo roa na maria [1.1] |
Explanations in English | 4 a nail, a spike. See fantoka, homba [1.2]5 a nail [1.7] |
Explanations in French | 6 clou [1.3, 1.8]7 état de ce qui est cloué [1.3]8 pointe [1.8] |
Examples |
9 Nividy fantsika sy antsy ny rainy. [2.442#] 10 Notapatapahina ireo fantsika, dia nojereny avy eo ka. [2.606#] 11 Io dia saron-daba vifotsy nendahina ary nolavadavahana tamin' ny fantsika ka manjary marokoroko ny lafiny iray. [2.472#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Entry (2/2) | 20 fantsika |
Part of speech | 21 noun or adjective |
Explanations in English | 22 having a fixed employment; assigned to a certain work; engaged, wholly fixed, stationed. [1.2] |
Explanations in French | 23 état de celui qui est fixé à un emploi, à une affaire [1.3] |
Updated on 2023/06/05 |