|
|
|
|

Entry 1  fantarina
Root  2 fantatra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Vinanina: Tsy hointsika fantarina ny ho avy
9 Tadiavina ho fantatra: Nofantariny ela tao aho [1.1]
Explanations in English  10 to be examined, to be proved, to be tried, to be understood [1.2]
11 to be known, to be tested [1.7]
Explanations in French  12 qu’on examine, qu'on cherche à comprendre, à connaître, à reconnaître, qu’on essaie [1.3]
13 qu'on connait, qu'on sait, qu'on essaie [1.8]
Examples  14  Tsy azoko fantarina izany (Je ne puis comprendre cela) [1.3#150]
15  hofantariko ny soavalinao rahampitso (J'essaierai demain votre cheval) [1.3#150]
16  Tsy azo fantarina tokoa izay havoaky ny ampitso, hoy izy lasalasam-borona, fa iza moa. [2.5#84]
17  Aoka hofantariko kely io olona io (Il faut que je cherche à reconnaître cette personne) [1.3#150]
18  Fa ny fotoana tany alohany no sarotra fantarina kanefa dia ho fintinina toy izao manaraka izao. [2.508#97]
19  Tsy nofantariko ny toetr' io lamba io ka voafitaka aho (Je n'ai pas examiné la qualité de cette étoffe et j'ai été trompé) [1.3#150]
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Anagrams  fantarina, 21 fatrañany, 22 fiantrana

Updated on 2026/04/21