Entry | fanozona (ozona) | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina manozona Azo ozonina: Tsy mba fanozona ny zanaka nateraka [1.1] | |
Explanations in French | Celui qui mérite d’être maudit, manière de maudire [1.3] | |
Examples | fa ny fanondron' ny mpanozon-doha iray ataony misakana ao an-tendan ny akohokely, tsy hilatsahan' ny tangena any an-kibony, ary ataony faingana ny fanozona ny hovelomina
[2.857] | |
Updated on 2023/01/08 |