Entry | 1 fanorotoro |
Root | 2 torotoro |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manorotoro, mamotipotika Azo torotoroina |
Examples |
5 ary hiandry azy amin' ny tehim-by izy ka hanorotoro azy toy ny fanorotoro vilany tany, dia araka izay efa noraisiko tamin' ny Raiko. [2.996#] |
Updated on 2024/12/07 |