Entry fanongotra (ongotra)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina manongotra, manala hatramin' ny fakany, manatsoaka tanteraka
Azo ongotana, tokony hongotana: Fanongotra dieny mbola kely ny fahazaran-dratsy [1.1]

Entry fanongotra (tongotra)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina manongotra, izany hoe mandray amin' ny tongotra
Azo tongorana, raisina amin' ny tongotra [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20