Entry (1/2) | 1 fanongana |
Root | 2 ongana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manongana, izany hoe manjera, manesotra amin'ny raharaha, mampietry voninahitra 5 Azo aongana, tokony haongana: Fanongana ny lehibe tsy mihevitra afa-tsy ny hameno paosy toy ireny [1.1#271] |
Explanations in French |
6 ce qui mérite d'être renversé, celui qui mérite d'être dégradé, manière de renverser [1.3#467] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 8 fanongana |
Root | 9 songa |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Famoretana, fanaingana kely ny ilany [1.1#271] |
Explanations in French |
12 l'action de retrousser, de soulever, de relever les bords, la cause [1.3#630] |
Anagrams | 13 fanangona, fangonana, fanongana, fonganana |
Updated on 2023/09/09 |