|
|
|
|

Entry fanonena (tony)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaketrahana; fampiononana: Asain' ny olona misotro rano mangatsiaka kely ny olona tezitra mba ho fanonena ny fo [1.1]

Updated on 2023/01/20