Entry | fanondroana (tondro) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanambarana zavatra na ny misy azy amin' ny rantsantanana; fanoroana, filazana: Ny fanondroan-dRakoto an' ireo iray tetika taminy no nampihena ny saziny [1.1] | |
Updated on 2023/01/20 |
![]() |