Entry fanondroana (tondro)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanambarana zavatra na ny misy azy amin' ny rantsantanana; fanoroana, filazana: Ny fanondroan-dRakoto an' ireo iray tetika taminy no nampihena ny saziny [1.1]

Updated on 2023/01/20