|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanompana
Root  2  ompa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanozonana, faniriana ratsy ho an' olona: Tsy raharahako izay fanomponao; tsy hahavoa ahy izany
5  Fanalikalikana, fanaovana vava ratsy: Tsy lefitro izany fanompanao izany ka hitory aho [1.1]

Entry (2/3)6  fanompana
Root  7  ompana
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  Fomba entina manompana, izany hoe mampiraikitra, mampiankina [1.1]

Entry (3/3)10  fanompàna
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  sinibe [Sihanaka] [1.78]

Anagrams  13  fanampona, fanompana, fanompàna, mpanofana, fanampona, fanompana, fanompàna, mpanofana

Updated on 2023/04/10