Entry fanombantombanana (tombantombana (tombana))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Faminavinana ny manakaiky izay tokony ho izy [1.13]
Explanations in French Estimation [1.13]
Examples Niampanga azy ho tovolahy tia vola Sahondra, ka saika hoporofoiny taminy alohan' ny hisarahany mandrakizay ny tsy mahamarina izany fanombantombanana izany. [2.529]

Updated on 2022/03/02