Entry fanokafana (sokatra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famohana, fanaovana izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin' ny fanalana ny sarony na izay manafina azy: Aoka samy hanatrika ny fanokafana ny vata isika sao misy zava-tsarobidy ao
Fanomezan-dalana hampiasa: Fanokafana sekoly. / Fanokafana ny lalana mianatsimo
Fitokanana: Rahampitso no fanokafana ny lanonan' ny faha-dimampolo taona [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20