|
|
|
|

Entry1  fanohitra
Root  2  tohitra
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina manohitra, na tsy manaiky ho resy
5  Azo toherina [1.1]
Explanations in French  6  Ce à quoi on peut résister, manière de résister [1.3#710]
Examples  7  Hataonao ahoana moa no fanohitra ny lehibe anankiray amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra aza? [2.996#]

Anagrams  8  fanohitra, fitrohana

Updated on 2023/01/08