|
|
|
|

Entry (1/2)1 fanohana
Root  2tohana
Part of speech  3 noun or adjective
Explanations in Malagasy  4Fomba entina manohana, izany hoe manakana, na manisy zavatra hiaro tsy hirona na hianjera.
5Azo tohaina. [1.1]
Examples  6 Olona fatra-panohana ny mahantra izy [1.1#630]

Entry (2/2)7 fanohana
Root  8toha
Part of speech  9 noun
Explanations in Malagasy  10Fanakanana, fanoherana. [1.1]
11singa mametra ny fikorisan'ny piesy iray. [1.13]
Explanations in French  12butée. [1.13]

Anagrams  13 fahonana, 14 fanahona, 15 fanohana, 16 fonahana

Updated on 2025/09/12