|
|
|
|

Entry1  fanoavana (toa)
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  La soumission, l’obéissance, le motif pour obéir [1.3#704]
Examples  4  Tovolahy be herim-po sady feno fanoavana. [2.643#]
5  ny fanaovan-ko zavatra ny fanoavana ny fitsipi-pitondran-tena dia mandidy ny mpilatsa-kofidina ho Filoham-pirenena [4.27#]
6  Hajia: zavatra na vola fandoa araka ny fomba efa narahina ela ho fanajana sy ho fanoavana ny mpanjaka na ny tom-pomenakely na ny olona ambony. [2.436#]
Morphology 
7  Simple :
8  Prefixed :

Anagrams  9  fanaovana, fanoavana

Updated on 2022/02/17