Entry | fanjoko (joko) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomban' ny olona manjoko, miondrika sy mivokobokoka rehefa mandeha: Mampahonena fa tsy tokony hampihomehy ny fanjokon' ny olona be taona [1.1] | |
Entry | fanjoko (fanjo) | |
Part of speech | noun fanjo and pronoun | |
Updated on 2020/07/31 |